ZANY TENINAO Ta parole Seigneur est une lumire

  • Slides: 6
Download presentation
ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière Qui éclaire le peuple qui croit

ZANY TENINAO Ta parole, Seigneur est une lumière Qui éclaire le peuple qui croit en Toi Qui lui permet de sortir des ténèbres Qui ont couvert l'univers Aussi, nous souhaitons croire en Toi Pour recevoir Ta Parole Car selon la volonté de Dieu, Tu es le chemin du salut que nous suivons.

 1 - 'Zany Teninao, ry Tompo, Hazavana 'Zay manilo ny vahoaka mino Anao

 1 - 'Zany Teninao, ry Tompo, Hazavana 'Zay manilo ny vahoaka mino Anao Ka manafaka azy hiala anaty haizina Nandrakotra an'izao tontolo izao. Koa enga anie mba hino Anao 'zahay Mba handraisanay ny Teninao F'Ianao no sitrak'Andriamanitra Ho lalam-pamonjena izay hizoranay.

ZANY TENINAO Ta Parole, Seigneur est une réelle force Qui soutient ceux qui espèrent

ZANY TENINAO Ta Parole, Seigneur est une réelle force Qui soutient ceux qui espèrent en Toi Même si le monde est détruit Ta Parole ne changera pas car. Tu es vainqueur Aussi, nous souhaitons Te faire confiance Pour garder Ta Parole Car selon la volonté de Dieu Tu es la vérité qui est notre assurance.

2 - 'Zany Teninao, ry Tompo, tena Hery Hitokian'ireo 'zay manantena Anao : Na

2 - 'Zany Teninao, ry Tompo, tena Hery Hitokian'ireo 'zay manantena Anao : Na ho levona aza izao tontolo izao Ny Teninao tsy miova fa nandresy Ianao. Koa enga anie hatoky Anao zahay Hitazomanay ny Teninao F'Ianao no sitrak'Andriamanitra Ho fahamarinana 'zay hianteheranay

ZANY TENINAO Ta Parole, Seigneur est la vraie vie Qui nourrit le peuple qui

ZANY TENINAO Ta Parole, Seigneur est la vraie vie Qui nourrit le peuple qui t'aime Tu as guéri tous ses maux Tu as ressuscité les morts. Aussi nous souhaitons T'aimer Que Ta Parole soit notre nourriture Car selon la volonté de Dieu Tu es le souffle qui donne la vie éternelle.

 3 - 'Zany Teninao, ry Tompo, tena Aina Iveloman'ny vahoaka tia Anao. Nositraninao

 3 - 'Zany Teninao, ry Tompo, tena Aina Iveloman'ny vahoaka tia Anao. Nositraninao ny rofiny rehetra, 'Reo 'zay nodimandry dia natsanganao. Koa enga anie ho tia Anao 'zahay Ho sakafonay ny Teninao F'Ianao no sitrak'Andriamanitra Ho Aina ivelomanay mandrakizay