FFPM 210 1 2 4 5 1 Zavatsoa

  • Slides: 10
Download presentation
FFPM 210 : 1, 2, 4, 5

FFPM 210 : 1, 2, 4, 5

1 -. Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao, Tompo , Andriamanitra ô ! Teny mahasoa, aina,

1 -. Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao, Tompo , Andriamanitra ô ! Teny mahasoa, aina, hery koa Mba ho an’izay manoa. Tes règles sont un bienfait Seigneur Dieu, Paroles qui donne des bienfaits, la vie et la force A celui qui T'obéit.

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a (fa harena be ) Sarobidy tsy hafoy Izany didinao Famonjena ho an'izay mandre Tes lois sont source d'allégresse, car elles sont une grande richesse, précieuse, que nous ne pouvons abondonner Un salut pour celui qui l'entend.

2 - Maizina izahay, kely fantaray Nefa ao ny teninao ; Jiro sy fanilon’ny

2 - Maizina izahay, kely fantaray Nefa ao ny teninao ; Jiro sy fanilon’ny tongotray Hankanesana Aminao. Nous sommes dans l'obscurité, ignorants. Mais Tes paroles sont là: Lumière et lampe à nos pieds Pour aller vers Toi.

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a (fa harena be ) Sarobidy tsy hafoy Izany didinao Famonjena ho an'izay mandre Tes lois sont source d'allégresse, car elles sont une grande richesse, précieuse, que nous ne pouvons abondonner Un salut pour celui qui l'entend.

4 - Fifalianay, odi-tahotray ny Baiboly taminao ; Avy ny manjo, nefa kosa, Ray

4 - Fifalianay, odi-tahotray ny Baiboly taminao ; Avy ny manjo, nefa kosa, Ray Ao tokoa ny tavanao. Source de joie qui éloigne nos peurs La Bible qui vient de Toi Les peines peuvent survenir, Mais Ta face est alors là.

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a

Soa e (Soa tsy manam-paharoa) Soa a (Ny fitsipikao) Soa e (Iravoanay) Soa a (fa harena be ) Sarobidy tsy hafoy Izany didinao Famonjena ho an'izay mandre Tes lois sont source d'allégresse, car elles sont une grande richesse, précieuse, que nous ne pouvons abondonner Un salut pour celui qui l'entend.

5 - Ry Jesosy ô ! Mpampianatray ! Maminay ny teninao ; Taomy izahay,

5 - Ry Jesosy ô ! Mpampianatray ! Maminay ny teninao ; Taomy izahay, mba hahaizanay Hankatò nydidinao. O Jésus, notre Enseignant Tes paroles nous sont chères Encourage nous pour que nous sachions obéir à Tes règles.